# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny Ireo andininy ireo dia manohy ireo fampitoviana nampiasaina farany, manamafy ny hevitry ny olona maty tampoka tsy nahatratra ny fahendrena sy miraharaha ny avy amin'ny hafa. # Potehina eo anelanelan'ny maraina sy hariva izy ireo Io dia manondro ny hevitry ny zavatra niseho haingana. # potika izy ireo Mety azo adika tso-drafitra ihany koa io. DH: "maty izy ireo" # Tsy voaongotra tamin'izy ireo ve ny tadin'ny lain'izy ireo? Azo atao tso-drafitra io. DH: "Moa ve tsy efa nongotan'ireo fahavalony ny teo amin'izy ireo ny tadin-dainy" # ny tadin-dain'izy ireo Ny "tadin-day" eto dia mampiseho lay. Matetika ny tranon'olona sy ny ankohonany dia oharina amin'ny lainy, izay azo lazaina ihany koa hoe ny fananany rehetra.