plt_tn/job/04/20.md

765 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny

Ireo andininy ireo dia manohy ireo fampitoviana nampiasaina farany, manamafy ny hevitry ny olona maty tampoka tsy nahatratra ny fahendrena sy miraharaha ny avy amin'ny hafa.

Potehina eo anelanelan'ny maraina sy hariva izy ireo

Io dia manondro ny hevitry ny zavatra niseho haingana.

potika izy ireo

Mety azo adika tso-drafitra ihany koa io. DH: "maty izy ireo"

Tsy voaongotra tamin'izy ireo ve ny tadin'ny lain'izy ireo?

Azo atao tso-drafitra io. DH: "Moa ve tsy efa nongotan'ireo fahavalony ny teo amin'izy ireo ny tadin-dainy"

ny tadin-dain'izy ireo

Ny "tadin-day" eto dia mampiseho lay. Matetika ny tranon'olona sy ny ankohonany dia oharina amin'ny lainy, izay azo lazaina ihany koa hoe ny fananany rehetra.