plt_tn/job/04/14.md

507 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mampiasa fampitoviana ny mpanoratra amin'ireto andalana ireto, mampita hevitra iray amin'ny fanambarana samihafa mba hanamafisana ny tahotr'i Elifaza.

nahatongavan'ny tahotra sy horohoro tamiko

Ny tahotra sy ny horohoro eto dia resahina toy ny hoe nisy zavatra iray tonga tamin'olona iray. DH: "Nanomboka natahotra sy nihorohoro aho."

nitsangana ny volo tamin'ny vatako

Io dia manondro tahotra lehibe.

Ny volo amin'ny vatako

"ny volo amin'ny vata-tenako"