plt_tn/job/04/14.md

16 lines
507 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Mampiasa fampitoviana ny mpanoratra amin'ireto andalana ireto, mampita hevitra iray amin'ny fanambarana samihafa mba hanamafisana ny tahotr'i Elifaza.
# nahatongavan'ny tahotra sy horohoro tamiko
Ny tahotra sy ny horohoro eto dia resahina toy ny hoe nisy zavatra iray tonga tamin'olona iray. DH: "Nanomboka natahotra sy nihorohoro aho."
# nitsangana ny volo tamin'ny vatako
Io dia manondro tahotra lehibe.
# Ny volo amin'ny vatako
"ny volo amin'ny vata-tenako"