# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Mampiasa fampitoviana ny mpanoratra amin'ireto andalana ireto, mampita hevitra iray amin'ny fanambarana samihafa mba hanamafisana ny tahotr'i Elifaza. # nahatongavan'ny tahotra sy horohoro tamiko Ny tahotra sy ny horohoro eto dia resahina toy ny hoe nisy zavatra iray tonga tamin'olona iray. DH: "Nanomboka natahotra sy nihorohoro aho." # nitsangana ny volo tamin'ny vatako Io dia manondro tahotra lehibe. # Ny volo amin'ny vatako "ny volo amin'ny vata-tenako"