plt_tn/job/04/12.md

572 B

Nisy raharaha nentina mangingina teto amiko, ary nahare bitsika momba izany ny sofiko

Ireo andian-teny ireo dia maneho hevitra iray amin'ny fomb samihafa. Mampita ny hevitry ny fahenoan'i Elifaza hafatra nibitsika teo an-tsofiny izy ireo. Io fiverenana io dia endrika tononkalo Hebreo nampiasaina matetika mba hanamafisan, hampianarana, na hanazavana.

nentina mangingina teto amiko

"zavatra nitondra zavatra mangingina teto amiko"

fahitana amin'ny alina

"nofy"

rehefa tafalatsaka tamin'ny olona ny torimaso lalina

"rehefa tena resi-tory tanteraka ny olona"