plt_tn/job/04/12.md

16 lines
572 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nisy raharaha nentina mangingina teto amiko, ary nahare bitsika momba izany ny sofiko
Ireo andian-teny ireo dia maneho hevitra iray amin'ny fomb samihafa. Mampita ny hevitry ny fahenoan'i Elifaza hafatra nibitsika teo an-tsofiny izy ireo. Io fiverenana io dia endrika tononkalo Hebreo nampiasaina matetika mba hanamafisan, hampianarana, na hanazavana.
# nentina mangingina teto amiko
"zavatra nitondra zavatra mangingina teto amiko"
# fahitana amin'ny alina
"nofy"
# rehefa tafalatsaka tamin'ny olona ny torimaso lalina
"rehefa tena resi-tory tanteraka ny olona"