# Nisy raharaha nentina mangingina teto amiko, ary nahare bitsika momba izany ny sofiko Ireo andian-teny ireo dia maneho hevitra iray amin'ny fomb samihafa. Mampita ny hevitry ny fahenoan'i Elifaza hafatra nibitsika teo an-tsofiny izy ireo. Io fiverenana io dia endrika tononkalo Hebreo nampiasaina matetika mba hanamafisan, hampianarana, na hanazavana. # nentina mangingina teto amiko "zavatra nitondra zavatra mangingina teto amiko" # fahitana amin'ny alina "nofy" # rehefa tafalatsaka tamin'ny olona ny torimaso lalina "rehefa tena resi-tory tanteraka ny olona"