plt_tn/job/04/04.md

1.5 KiB

Fampahafantarana amain'ny Ankapobeny

Mampiasa fampitoviana isaky andininy ny mpanoratra mba hanaovan hevitra iray amin'ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana: 1) ny fanampiana izay nomen'i Joba ireo hafa taloha, 2) ny vokatr'ireo fahavoazana mahazo azy ankehitriny, 3) ny fivavahany teo anatrehan' Andriamanitra.

nihazona

Ny olona nampaherezina dia resahina toy ny hoe notazomina mba tsy ho lavo.

nianjera

Ny fahaketrahana eto dia resahin toy ny hoe fianjerana

efa nohamafisinao ny malemy lohalika

Ny fahakiviana eto dia resahina toy ny hoe olona malemy lohalika izay tsy afa-miarina.

Kanefa izao tonga aminao ny fahoriana

Ny fahoriana eto dia resahinana toy ny hoe zavatra iray tonga amin'olona iray. DH: " Fa miijaly noho'ny loza ianao."

ketraka ianao

"kivy ianao"

ny fahatahoranao

"ny fanomezanao voninahitra an' Andriamanitra"

Moa tsy ny fahatahorana no tokinao, ary ny fahitsian'ny lalanao no fanantenanao?

Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hitenenana an'i Joba fa ny fahotany no mahatonga azy hijaly. DH: "Mihevitra ny rehetra fa manome voninahitra an'Andriamanitra ianao; mihevitra ny rehetra fa lahilahy marina ianao. Fa tsy voatery ho marina ireo , satria tsy matoky an'Andriamanitra intsony ianao.

ny fahatahorana

Ny fahatahoran'i Joba an' Andriamanitra no tian'ny Elifaza lazaina. DH: "ny fahatahoranao an'Andriamanitra"

lalanao

Ny "lalanao" eto dia mampiseho ny "fitondran-tenanao," "manao ahoana ny fitondran-tenanao."