plt_tn/job/04/04.md

40 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amain'ny Ankapobeny
Mampiasa fampitoviana isaky andininy ny mpanoratra mba hanaovan hevitra iray amin'ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana: 1) ny fanampiana izay nomen'i Joba ireo hafa taloha, 2) ny vokatr'ireo fahavoazana mahazo azy ankehitriny, 3) ny fivavahany teo anatrehan' Andriamanitra.
# nihazona
Ny olona nampaherezina dia resahina toy ny hoe notazomina mba tsy ho lavo.
# nianjera
Ny fahaketrahana eto dia resahin toy ny hoe fianjerana
# efa nohamafisinao ny malemy lohalika
Ny fahakiviana eto dia resahina toy ny hoe olona malemy lohalika izay tsy afa-miarina.
# Kanefa izao tonga aminao ny fahoriana
Ny fahoriana eto dia resahinana toy ny hoe zavatra iray tonga amin'olona iray. DH: " Fa miijaly noho'ny loza ianao."
# ketraka ianao
"kivy ianao"
# ny fahatahoranao
"ny fanomezanao voninahitra an' Andriamanitra"
# Moa tsy ny fahatahorana no tokinao, ary ny fahitsian'ny lalanao no fanantenanao?
Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hitenenana an'i Joba fa ny fahotany no mahatonga azy hijaly. DH: "Mihevitra ny rehetra fa manome voninahitra an'Andriamanitra ianao; mihevitra ny rehetra fa lahilahy marina ianao. Fa tsy voatery ho marina ireo , satria tsy matoky an'Andriamanitra intsony ianao.
# ny fahatahorana
Ny fahatahoran'i Joba an' Andriamanitra no tian'ny Elifaza lazaina. DH: "ny fahatahoranao an'Andriamanitra"
# lalanao
Ny "lalanao" eto dia mampiseho ny "fitondran-tenanao," "manao ahoana ny fitondran-tenanao."