plt_tn/job/04/01.md

28 lines
942 B
Markdown

# Elifaza
Elifaza dia anaran-dehilahy
# Temanita
Tematita dia an'ireo fokon'i Temana
# dia tsy haharitra ve ianao?
Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hanaovaona fanambarana. DH: "Tsy hanam-paharetana tokoa ianao."
# dia tsy haharitra ve ianao
"Hahasorena anao ve izany"
# Nefa iza no afaka handrara ny tenany tsy hiteny?
Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hilazana fa tsy hisy hahavita hangina raha mahita namana mijaly. DH: "Tsy misy mahavita manakan-tena tsy hiteny (amin'ny namana mitovy toe-javatra iainana aminao)" na "tsy maintsy miteny aminao aho, (hita fa ao anaty alahelo ianao)."
# Indro, maro ireo efa nampianarinao; efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao
Io andalana io dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samihafa
# efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao
Ny "tanana malemy " eto dia mampiseho olona izay mila fanampiana. DH: "Efa nanampy ireo maro hafa ianao raha nila fanampiana izy ireo