# Elifaza Elifaza dia anaran-dehilahy # Temanita Tematita dia an'ireo fokon'i Temana # dia tsy haharitra ve ianao? Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hanaovaona fanambarana. DH: "Tsy hanam-paharetana tokoa ianao." # dia tsy haharitra ve ianao "Hahasorena anao ve izany" # Nefa iza no afaka handrara ny tenany tsy hiteny? Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hilazana fa tsy hisy hahavita hangina raha mahita namana mijaly. DH: "Tsy misy mahavita manakan-tena tsy hiteny (amin'ny namana mitovy toe-javatra iainana aminao)" na "tsy maintsy miteny aminao aho, (hita fa ao anaty alahelo ianao)." # Indro, maro ireo efa nampianarinao; efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao Io andalana io dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samihafa # efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao Ny "tanana malemy " eto dia mampiseho olona izay mila fanampiana. DH: "Efa nanampy ireo maro hafa ianao raha nila fanampiana izy ireo