plt_tn/job/04/01.md

942 B

Elifaza

Elifaza dia anaran-dehilahy

Temanita

Tematita dia an'ireo fokon'i Temana

dia tsy haharitra ve ianao?

Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hanaovaona fanambarana. DH: "Tsy hanam-paharetana tokoa ianao."

dia tsy haharitra ve ianao

"Hahasorena anao ve izany"

Nefa iza no afaka handrara ny tenany tsy hiteny?

Manontany io fanontaniana io i Elifaza mba hilazana fa tsy hisy hahavita hangina raha mahita namana mijaly. DH: "Tsy misy mahavita manakan-tena tsy hiteny (amin'ny namana mitovy toe-javatra iainana aminao)" na "tsy maintsy miteny aminao aho, (hita fa ao anaty alahelo ianao)."

Indro, maro ireo efa nampianarinao; efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao

Io andalana io dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samihafa

efa nampatanjaka ny tanana malemy ianao

Ny "tanana malemy " eto dia mampiseho olona izay mila fanampiana. DH: "Efa nanampy ireo maro hafa ianao raha nila fanampiana izy ireo