plt_tn/job/03/23.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Nahoana ny fahazavana no omena ho an'ny olona iray izay miafina ny lalany, olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao?
Manontany io fanontanian io i Joba mba hanaovana fanambarana. DH: "Tsy tokony manome fiainana olona Andriamanitra ka mitondra ny hoaviny ary manakona azy."
# Nahoana ny fahazavana no omena ho an'ny olona iray
Ny fahazavana eto dia mampiseho fiainana. DH: "Nahoana no mamelona ny olna Andriamanitra"
# izay miafina ny lalany
Miteny ny amin'ny hoaviny i Joba eto, izay tsy fantany tany mialoha, toy ny hoe nafenin' Andriamanitra.
# olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao
Ny ao anaty fahasarotana sy tandindonin-doza eto dia resahina toy ny hoe voatazona ao anaty toerana tery.
# Fa ny fisentoko dia miseho raha tokony hihinana; miraraka toy ny rano ny fitarainako
Mampiseho ny hirifiriny amin'ny fomba roa i Joba.
# miseho ny sentoko rafa tokony hihinana
"Misaona aho raha tokony hihinana
# miraraka toy ny rano ny fitarainako
Ny fomba fisainana sy fihetsem-po tahaka ny alahelo dia resahana toy ny hoe rano.