plt_tn/job/03/23.md

1.0 KiB

Nahoana ny fahazavana no omena ho an'ny olona iray izay miafina ny lalany, olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao?

Manontany io fanontanian io i Joba mba hanaovana fanambarana. DH: "Tsy tokony manome fiainana olona Andriamanitra ka mitondra ny hoaviny ary manakona azy."

Nahoana ny fahazavana no omena ho an'ny olona iray

Ny fahazavana eto dia mampiseho fiainana. DH: "Nahoana no mamelona ny olna Andriamanitra"

izay miafina ny lalany

Miteny ny amin'ny hoaviny i Joba eto, izay tsy fantany tany mialoha, toy ny hoe nafenin' Andriamanitra.

olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao

Ny ao anaty fahasarotana sy tandindonin-doza eto dia resahina toy ny hoe voatazona ao anaty toerana tery.

Fa ny fisentoko dia miseho raha tokony hihinana; miraraka toy ny rano ny fitarainako

Mampiseho ny hirifiriny amin'ny fomba roa i Joba.

miseho ny sentoko rafa tokony hihinana

"Misaona aho raha tokony hihinana

miraraka toy ny rano ny fitarainako

Ny fomba fisainana sy fihetsem-po tahaka ny alahelo dia resahana toy ny hoe rano.