# Nahoana ny fahazavana no omena ho an'ny olona iray izay miafina ny lalany, olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao? Manontany io fanontanian io i Joba mba hanaovana fanambarana. DH: "Tsy tokony manome fiainana olona Andriamanitra ka mitondra ny hoaviny ary manakona azy." # Nahoana ny fahazavana no omena ho an'ny olona iray Ny fahazavana eto dia mampiseho fiainana. DH: "Nahoana no mamelona ny olna Andriamanitra" # izay miafina ny lalany Miteny ny amin'ny hoaviny i Joba eto, izay tsy fantany tany mialoha, toy ny hoe nafenin' Andriamanitra. # olona iray izay voafehin'Andriamanitra tao Ny ao anaty fahasarotana sy tandindonin-doza eto dia resahina toy ny hoe voatazona ao anaty toerana tery. # Fa ny fisentoko dia miseho raha tokony hihinana; miraraka toy ny rano ny fitarainako Mampiseho ny hirifiriny amin'ny fomba roa i Joba. # miseho ny sentoko rafa tokony hihinana "Misaona aho raha tokony hihinana # miraraka toy ny rano ny fitarainako Ny fomba fisainana sy fihetsem-po tahaka ny alahelo dia resahana toy ny hoe rano.