plt_tn/job/02/07.md

20 lines
553 B
Markdown

# Dia lasa Satana niala teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9
# Namely
"nanafika" na "nampahory"
# vay ratsy
be dia be, aretin-koditra mangidihidy sy manaintaina
# vakim-bilany vita tamin'ny tanimanga hihaokaorany ny vatany
fikaokaorana hoditra mba hanamaivana ny hidihidy.
# nipetraka teo afovoan'ny lavenona
Io dia mety manaondro toerana iray nanangonan'ny loto sy ny fako ary mety nandorana izany. Ny fipetrahana amin'ny toerana tahaka izany dia mariky ny fisaonana lalina. DH: "nipetraka teo amin'ny vangongo-pako"