plt_tn/job/02/07.md

553 B

Dia lasa Satana niala teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9

Namely

"nanafika" na "nampahory"

vay ratsy

be dia be, aretin-koditra mangidihidy sy manaintaina

vakim-bilany vita tamin'ny tanimanga hihaokaorany ny vatany

fikaokaorana hoditra mba hanamaivana ny hidihidy.

nipetraka teo afovoan'ny lavenona

Io dia mety manaondro toerana iray nanangonan'ny loto sy ny fako ary mety nandorana izany. Ny fipetrahana amin'ny toerana tahaka izany dia mariky ny fisaonana lalina. DH: "nipetraka teo amin'ny vangongo-pako"