# Dia lasa Satana niala teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9 # Namely "nanafika" na "nampahory" # vay ratsy be dia be, aretin-koditra mangidihidy sy manaintaina # vakim-bilany vita tamin'ny tanimanga hihaokaorany ny vatany fikaokaorana hoditra mba hanamaivana ny hidihidy. # nipetraka teo afovoan'ny lavenona Io dia mety manaondro toerana iray nanangonan'ny loto sy ny fako ary mety nandorana izany. Ny fipetrahana amin'ny toerana tahaka izany dia mariky ny fisaonana lalina. DH: "nipetraka teo amin'ny vangongo-pako"