plt_tn/job/02/04.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Hoditra takalon'ny hoditra; eny tokoa
"Hoditra" dia fanoharana ny fiainan'i Joba. DH: "Hanao izay zavatra rehetra ny olona iray mba hamonjeny ny ainy, eny fa na dia hamoizany ny fananany sy ilay tiany aza."
# Fa ahinjiro ny tananao izao ary kasiho ny taolany sy ny nofony, dia jereo raha tsy hanozona anao eo amin'ny tavanao izy
Mihevitra i Satana fa raha mamely an'i joba Yaveh, dia ho hitany izay havalin'i Joba. DH: "Fa ankehitriny, raha maninjitra ny tananao ianao ka mikasika ny taolany sy ny nofony, dia ho hitanao fa hanozona anao amin'ny tavanao izy"
# ahinjiro ny tananao
Ny "tanana" eto dia manondro ny herin'ny asan'Andriamanitra. "Fa ankehitriny ampiasao ny herinao ." Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9.
# kasiho
Ny "kasiho" eto dia mampiseho ny fampijaliana. DH: "velezo"
# ny taolany sy ny nofony
Io fomba fiteny io dia mampiseho ny tenan'i Joba.
# hanozona anao eo amin'ny tavanao
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9
# eo amin'ny tavanao
Io dia manondro ny fotoana hiainoan'Andriamanitra. DH: "eo am-pandrenesanao"