plt_tn/job/02/04.md

1.0 KiB

Hoditra takalon'ny hoditra; eny tokoa

"Hoditra" dia fanoharana ny fiainan'i Joba. DH: "Hanao izay zavatra rehetra ny olona iray mba hamonjeny ny ainy, eny fa na dia hamoizany ny fananany sy ilay tiany aza."

Fa ahinjiro ny tananao izao ary kasiho ny taolany sy ny nofony, dia jereo raha tsy hanozona anao eo amin'ny tavanao izy

Mihevitra i Satana fa raha mamely an'i joba Yaveh, dia ho hitany izay havalin'i Joba. DH: "Fa ankehitriny, raha maninjitra ny tananao ianao ka mikasika ny taolany sy ny nofony, dia ho hitanao fa hanozona anao amin'ny tavanao izy"

ahinjiro ny tananao

Ny "tanana" eto dia manondro ny herin'ny asan'Andriamanitra. "Fa ankehitriny ampiasao ny herinao ." Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9.

kasiho

Ny "kasiho" eto dia mampiseho ny fampijaliana. DH: "velezo"

ny taolany sy ny nofony

Io fomba fiteny io dia mampiseho ny tenan'i Joba.

hanozona anao eo amin'ny tavanao

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:9

eo amin'ny tavanao

Io dia manondro ny fotoana hiainoan'Andriamanitra. DH: "eo am-pandrenesanao"