plt_tn/job/02/03.md

28 lines
892 B
Markdown

# Fampahafantara amin 'ny ankapobeny:
Ity andininy ity dia mitovy amin'ny 1:6, afa-tsy ny fanampiny hoe "Mbola mihazona ny fahitsiany hatrany izy, na dia efa namily lalana Ahy hanohitra azy aza ianao, mba hamotika azy tsy amin'ny antony."
# Moa ve efa nandinika an'i Joba mpanompoko Ianao?
Ity fanontaniana fampisainana ity dia manao fanambarana raha ny marina. Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6. DH: "Hevero i Joba mpanompoko."
# lehilahy tsy misy tsiny sady marina
Adikao tahaka ny nataonao tamin'ny andian-teny mitovy ao amin'ny 1:1.
# matahotra an'Andriamanitra ary mifady ny ratsy
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:1.
# mbola mihazona ny fahitsiany hatrany izy
"mifikitra tanteraka amin'ny fanaovana ny tsara sy ny marina"
# namily lalana Ahy
"nandresy lahatra Ahy hamely azy tsy amin'antony"
# mba hamotika azy
Ny "mamotika" eto dia maneho "fampahantrana." DH: "mampahantra azy"