plt_tn/job/02/03.md

892 B

Fampahafantara amin 'ny ankapobeny:

Ity andininy ity dia mitovy amin'ny 1:6, afa-tsy ny fanampiny hoe "Mbola mihazona ny fahitsiany hatrany izy, na dia efa namily lalana Ahy hanohitra azy aza ianao, mba hamotika azy tsy amin'ny antony."

Moa ve efa nandinika an'i Joba mpanompoko Ianao?

Ity fanontaniana fampisainana ity dia manao fanambarana raha ny marina. Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:6. DH: "Hevero i Joba mpanompoko."

lehilahy tsy misy tsiny sady marina

Adikao tahaka ny nataonao tamin'ny andian-teny mitovy ao amin'ny 1:1.

matahotra an'Andriamanitra ary mifady ny ratsy

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:1.

mbola mihazona ny fahitsiany hatrany izy

"mifikitra tanteraka amin'ny fanaovana ny tsara sy ny marina"

namily lalana Ahy

"nandresy lahatra Ahy hamely azy tsy amin'antony"

mba hamotika azy

Ny "mamotika" eto dia maneho "fampahantrana." DH: "mampahantra azy"