plt_tn/job/01/16.md

399 B

Raha mbola niteny iny izy

"izy" eto dia manondro ilay mpitondra hafatra voalohany

nisy iray hafa koa tonga

"nisy mpitondra hafatra iray hafa koa tonga"

Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13

Raha ny amin'ireo mpanompo, dia novelesin'izy ireo tamin'ny lelan-tsabatra. Izaho irery no tafatsoaka mba ampandre anao.

Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13