# Raha mbola niteny iny izy "izy" eto dia manondro ilay mpitondra hafatra voalohany # nisy iray hafa koa tonga "nisy mpitondra hafatra iray hafa koa tonga" # Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13 # Raha ny amin'ireo mpanompo, dia novelesin'izy ireo tamin'ny lelan-tsabatra. Izaho irery no tafatsoaka mba ampandre anao. Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13