plt_tn/job/01/16.md

16 lines
399 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha mbola niteny iny izy
"izy" eto dia manondro ilay mpitondra hafatra voalohany
# nisy iray hafa koa tonga
"nisy mpitondra hafatra iray hafa koa tonga"
# Izaho irery no tafatsoaka mba hampandre anao
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13
# Raha ny amin'ireo mpanompo, dia novelesin'izy ireo tamin'ny lelan-tsabatra. Izaho irery no tafatsoaka mba ampandre anao.
Adikao tahaka ny ao amin'ny 1:13