plt_tn/jhn/21/19.md

12 lines
536 B
Markdown

# Ary
Jaona dia mampiasa ity teny ity mba hampisehoana fa manome fampahafantarana fototra izy mialohan'ny hanohizany ny tantara.
# hahafantarana hoe amin'ny karazana fahafatesana toy ny inona no hanomezan'i Petera voninahitra an'Andriamanitra
Eto Jaona dia milaza fa Petera dia ho faty eo amin'ny hazofijaliana. DH: "hahafantarana hoe Petera dia ho faty eo amin'ny hazofijaliana mba hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra"
# Manaraha Ahy
Eto ny hoe "Manaraha" dia midika hoe "meteza ho mpianatro" DH: "meteza ho mpianatro hatrany"