# Ary Jaona dia mampiasa ity teny ity mba hampisehoana fa manome fampahafantarana fototra izy mialohan'ny hanohizany ny tantara. # hahafantarana hoe amin'ny karazana fahafatesana toy ny inona no hanomezan'i Petera voninahitra an'Andriamanitra Eto Jaona dia milaza fa Petera dia ho faty eo amin'ny hazofijaliana. DH: "hahafantarana hoe Petera dia ho faty eo amin'ny hazofijaliana mba hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra" # Manaraha Ahy Eto ny hoe "Manaraha" dia midika hoe "meteza ho mpianatro" DH: "meteza ho mpianatro hatrany"