plt_tn/jhn/21/19.md

536 B

Ary

Jaona dia mampiasa ity teny ity mba hampisehoana fa manome fampahafantarana fototra izy mialohan'ny hanohizany ny tantara.

hahafantarana hoe amin'ny karazana fahafatesana toy ny inona no hanomezan'i Petera voninahitra an'Andriamanitra

Eto Jaona dia milaza fa Petera dia ho faty eo amin'ny hazofijaliana. DH: "hahafantarana hoe Petera dia ho faty eo amin'ny hazofijaliana mba hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra"

Manaraha Ahy

Eto ny hoe "Manaraha" dia midika hoe "meteza ho mpianatro" DH: "meteza ho mpianatro hatrany"