plt_tn/jhn/21/10.md

12 lines
296 B
Markdown

# Ary niakatra Simona Petera
Eto ny hoe "miakatra" dia midika hoe niverina tao anatin'ilay sambokely. DH: "Ka niverina tao an-tsambokely Simona Petera"
# nisintona an-tanety ny harato
"nisintona ny harato ho eny amoron-dranomasina"
# tsy nitriatra ilay harato
DH: "tsy rovitra ilay harato"