plt_tn/jhn/21/10.md

296 B

Ary niakatra Simona Petera

Eto ny hoe "miakatra" dia midika hoe niverina tao anatin'ilay sambokely. DH: "Ka niverina tao an-tsambokely Simona Petera"

nisintona an-tanety ny harato

"nisintona ny harato ho eny amoron-dranomasina"

tsy nitriatra ilay harato

DH: "tsy rovitra ilay harato"