# Ary niakatra Simona Petera Eto ny hoe "miakatra" dia midika hoe niverina tao anatin'ilay sambokely. DH: "Ka niverina tao an-tsambokely Simona Petera" # nisintona an-tanety ny harato "nisintona ny harato ho eny amoron-dranomasina" # tsy nitriatra ilay harato DH: "tsy rovitra ilay harato"