plt_tn/jhn/20/30.md

28 lines
859 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Raha efa manakaiky ny fiafarana ny tantara, dia manome hevitra momban'ireo zavatra maro izay nataon'i Jesosy ny mpanoratra.
# famantarana
Ny teny hoe "famantarana" dia maneho ny fahagagana izay mampiseho fa Andriamanitra dia ilay iray mahery izay manana ny fahefana tanteraka amin'ny zavatra rehetra.
# famantarana izay tsy voasoratra tao anatin'ity boky ity
DH: "famantarana izay tsy nanoratan'ny mpanoratra ny momba izany tato amin'ity boky ity"
# fa ireo dia voasoratra mba
DH: "fa ny mpanoratra dia nanoratra momban'ireo famantarana ireo"
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.
# ny fiainana amin'ny anarany
Eto ny hoe "fiainana" dia midika fa Jesosy no manome ny fiainana. DH: "Mety hanana ny fiainana ianareo noho Jesosy"
# fiainana
Ity dia maneho ny fiainana ara-panahy.