# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Raha efa manakaiky ny fiafarana ny tantara, dia manome hevitra momban'ireo zavatra maro izay nataon'i Jesosy ny mpanoratra. # famantarana Ny teny hoe "famantarana" dia maneho ny fahagagana izay mampiseho fa Andriamanitra dia ilay iray mahery izay manana ny fahefana tanteraka amin'ny zavatra rehetra. # famantarana izay tsy voasoratra tao anatin'ity boky ity DH: "famantarana izay tsy nanoratan'ny mpanoratra ny momba izany tato amin'ity boky ity" # fa ireo dia voasoratra mba DH: "fa ny mpanoratra dia nanoratra momban'ireo famantarana ireo" # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy. # ny fiainana amin'ny anarany Eto ny hoe "fiainana" dia midika fa Jesosy no manome ny fiainana. DH: "Mety hanana ny fiainana ianareo noho Jesosy" # fiainana Ity dia maneho ny fiainana ara-panahy.