plt_tn/jhn/20/30.md

859 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Raha efa manakaiky ny fiafarana ny tantara, dia manome hevitra momban'ireo zavatra maro izay nataon'i Jesosy ny mpanoratra.

famantarana

Ny teny hoe "famantarana" dia maneho ny fahagagana izay mampiseho fa Andriamanitra dia ilay iray mahery izay manana ny fahefana tanteraka amin'ny zavatra rehetra.

famantarana izay tsy voasoratra tao anatin'ity boky ity

DH: "famantarana izay tsy nanoratan'ny mpanoratra ny momba izany tato amin'ity boky ity"

fa ireo dia voasoratra mba

DH: "fa ny mpanoratra dia nanoratra momban'ireo famantarana ireo"

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy.

ny fiainana amin'ny anarany

Eto ny hoe "fiainana" dia midika fa Jesosy no manome ny fiainana. DH: "Mety hanana ny fiainana ianareo noho Jesosy"

fiainana

Ity dia maneho ny fiainana ara-panahy.