plt_tn/jhn/20/28.md

12 lines
349 B
Markdown

# dia nino
Tomasy dia nino fa velona Jesosy satria nahita Azy izy. DH: "Ianao dia nino fa velona Aho"
# Sambatra ireo izay tsy nahita, nefa mino
Ity dia midika hoe "Andriamanitra dia manome hafaliana lehibe ho an'ireo izay tsy nahita nefa nino"
# tsy nahita
Ity dia midika hoe ireo izay tsy nahita an'i Jesosy. DH: "izay tsy nahita Ahy velona"