# dia nino Tomasy dia nino fa velona Jesosy satria nahita Azy izy. DH: "Ianao dia nino fa velona Aho" # Sambatra ireo izay tsy nahita, nefa mino Ity dia midika hoe "Andriamanitra dia manome hafaliana lehibe ho an'ireo izay tsy nahita nefa nino" # tsy nahita Ity dia midika hoe ireo izay tsy nahita an'i Jesosy. DH: "izay tsy nahita Ahy velona"