plt_tn/jhn/20/28.md

349 B

dia nino

Tomasy dia nino fa velona Jesosy satria nahita Azy izy. DH: "Ianao dia nino fa velona Aho"

Sambatra ireo izay tsy nahita, nefa mino

Ity dia midika hoe "Andriamanitra dia manome hafaliana lehibe ho an'ireo izay tsy nahita nefa nino"

tsy nahita

Ity dia midika hoe ireo izay tsy nahita an'i Jesosy. DH: "izay tsy nahita Ahy velona"