plt_tn/jhn/20/24.md

16 lines
372 B
Markdown

# Didymo
Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:15.
# mpianatra hafa avy eo niteny taminy hoe
Ny hoe "taminy" dia maneho an'i Tomasy.
# Raha tsy hitako ... ny lanivoany, dia tsy hino aho.
DH: "Rehefa hitako ... ny lanivoany"
# eny amin'ny tanany ... eo amin'ny lanivoany
Ny tanana sy ny lanivoan'i Jesosy izany.