plt_tn/jhn/20/24.md

372 B

Didymo

Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:15.

mpianatra hafa avy eo niteny taminy hoe

Ny hoe "taminy" dia maneho an'i Tomasy.

Raha tsy hitako ... ny lanivoany, dia tsy hino aho.

DH: "Rehefa hitako ... ny lanivoany"

eny amin'ny tanany ... eo amin'ny lanivoany

Ny tanana sy ny lanivoan'i Jesosy izany.