# Didymo Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:15. # mpianatra hafa avy eo niteny taminy hoe Ny hoe "taminy" dia maneho an'i Tomasy. # Raha tsy hitako ... ny lanivoany, dia tsy hino aho. DH: "Rehefa hitako ... ny lanivoany" # eny amin'ny tanany ... eo amin'ny lanivoany Ny tanana sy ny lanivoan'i Jesosy izany.