plt_tn/jhn/18/38.md

584 B

Inona no atao hoe marina?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehaona ny finoan'i Pilato fa tsy misy olona tena mahalala ny atao hoa marina. Ny eso-teny eto dia hoe Jesosy ilay marina. DH: "tsy misy olona afaka mahafantatra izay atao hoe marina!"

Ireo Jiosy

Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia entina maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy.

Tsy io lehilahy io, fa Barabasy

DH: "Tsia! Aza avoaka io lehilahy io! Aleo Barabasy no avotsotra!"

Ary Barabasy dia mpangalatra.

Eto Jaona dia mampahafantatra fohy ny momban'i Barabasy.