# Inona no atao hoe marina? Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehaona ny finoan'i Pilato fa tsy misy olona tena mahalala ny atao hoa marina. Ny eso-teny eto dia hoe Jesosy ilay marina. DH: "tsy misy olona afaka mahafantatra izay atao hoe marina!" # Ireo Jiosy Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia entina maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. # Tsy io lehilahy io, fa Barabasy DH: "Tsia! Aza avoaka io lehilahy io! Aleo Barabasy no avotsotra!" # Ary Barabasy dia mpangalatra. Eto Jaona dia mampahafantatra fohy ny momban'i Barabasy.