plt_tn/jhn/18/38.md

16 lines
584 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Inona no atao hoe marina?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hampisehaona ny finoan'i Pilato fa tsy misy olona tena mahalala ny atao hoa marina. Ny eso-teny eto dia hoe Jesosy ilay marina. DH: "tsy misy olona afaka mahafantatra izay atao hoe marina!"
# Ireo Jiosy
Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia entina maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy.
# Tsy io lehilahy io, fa Barabasy
DH: "Tsia! Aza avoaka io lehilahy io! Aleo Barabasy no avotsotra!"
# Ary Barabasy dia mpangalatra.
Eto Jaona dia mampahafantatra fohy ny momban'i Barabasy.