plt_tn/jhn/18/04.md

16 lines
391 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka miresaka amin'ireo miaramila, sy ireo manam-boninahitra ary ireo Fariseo.
# Avy eo Jesosy, izay efa nahafantatra ny zavatra rehetra hitranga Aminy
"Avy eo Jesosy, izay nahafantatra ny zavatra rehetra efa hitranga Aminy."
# Jesosy avy any Nazareta
"Jesosy, ilay lehilahy avy any Nazareta"
# izay namadika Azy
"izay nanolotra Azy"