plt_tn/jhn/18/04.md

391 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy manomboka miresaka amin'ireo miaramila, sy ireo manam-boninahitra ary ireo Fariseo.

Avy eo Jesosy, izay efa nahafantatra ny zavatra rehetra hitranga Aminy

"Avy eo Jesosy, izay nahafantatra ny zavatra rehetra efa hitranga Aminy."

Jesosy avy any Nazareta

"Jesosy, ilay lehilahy avy any Nazareta"

izay namadika Azy

"izay nanolotra Azy"