# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manomboka miresaka amin'ireo miaramila, sy ireo manam-boninahitra ary ireo Fariseo. # Avy eo Jesosy, izay efa nahafantatra ny zavatra rehetra hitranga Aminy "Avy eo Jesosy, izay nahafantatra ny zavatra rehetra efa hitranga Aminy." # Jesosy avy any Nazareta "Jesosy, ilay lehilahy avy any Nazareta" # izay namadika Azy "izay nanolotra Azy"