plt_tn/jhn/17/06.md

16 lines
596 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia manomboka mivavaka ho an'ireo mpianany.
# Nampahafantatra ny anaranao
Eto ny "anarana" dia maneho ny maha-Andriamanitra Azy. DH: "Nampianariko azy ireo hoe iza marina Ianao ary ohatran'ny ahoana Ianao."
# avy amin'izao tontolo izao
Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia milaza ireo olona eto an-tany izay manohitra an'Andriamanitra. Izany dia midika hoe Andriamanitra dia nanasaraka ireo mpino ara-panahy tamin'ireo olona izay tsy mino Azy.
# notandremany ny teninao
Ity dia fomba fiteny izay midika hoe mankatoa. DH: "nankatoa ny fampianaranao"