plt_tn/jhn/17/06.md

596 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manomboka mivavaka ho an'ireo mpianany.

Nampahafantatra ny anaranao

Eto ny "anarana" dia maneho ny maha-Andriamanitra Azy. DH: "Nampianariko azy ireo hoe iza marina Ianao ary ohatran'ny ahoana Ianao."

avy amin'izao tontolo izao

Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia milaza ireo olona eto an-tany izay manohitra an'Andriamanitra. Izany dia midika hoe Andriamanitra dia nanasaraka ireo mpino ara-panahy tamin'ireo olona izay tsy mino Azy.

notandremany ny teninao

Ity dia fomba fiteny izay midika hoe mankatoa. DH: "nankatoa ny fampianaranao"