# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy dia manomboka mivavaka ho an'ireo mpianany. # Nampahafantatra ny anaranao Eto ny "anarana" dia maneho ny maha-Andriamanitra Azy. DH: "Nampianariko azy ireo hoe iza marina Ianao ary ohatran'ny ahoana Ianao." # avy amin'izao tontolo izao Eto ny hoe "izao tontolo izao" dia milaza ireo olona eto an-tany izay manohitra an'Andriamanitra. Izany dia midika hoe Andriamanitra dia nanasaraka ireo mpino ara-panahy tamin'ireo olona izay tsy mino Azy. # notandremany ny teninao Ity dia fomba fiteny izay midika hoe mankatoa. DH: "nankatoa ny fampianaranao"